Aller au contenu

endless

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Mpamaritra

endless

  1. Zavatra be loatra ka tsy ho voatanisa; zavatra maro be; zavatra tsy hita isa
  2. zavatra izay mivelatra tsy misy fetra
  3. zavatra tsy misy dikany, tsy misy vokany, tsy mahafa-po
  4. zavatra tsy misy fiafarany

Fanononana

  • IPA(key): /ˈɛndlɪs/, /ˈɛndləs/

Tsiahy