fahafahana
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | fahafahako | fahafahanay, fahafahantsika |
2 | fahafahanao (tenim-paritra) fahafahan'angao |
fahafahanareo |
3 | fahafahany (tenim-paritra) fahafahan'anjy |
(Sihanaka) fahafahan-jareo |
K- | fahafahan' fahafahan- fahafaham- |
fahafahana ♦ X-SAMPA : faʔafaʔanḁ
- Toetran'ny zavatra afaka, tsy voageja fa afaka manaraka ny sitrapony