Aller au contenu

Fandraisana

Avy amin'i Wikibooks

Tonga soa eto amin'ny Wikiboky,

Ny wikiboky dia sampana amin'ny teny malagasy an'ny tetikasan'i Wikimedia Foundation Wikibooks. Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo ovina ary azo tsidihana eo amin'ny Aterineto amin'ny alàlan'ny mpitety tranonkala tsotra. Ny sampana malagasy an'i wikiboky dia nosokafana tamin'ny taona efatra sy roa arivo ary ny isan'ny boky voaangona ato dia 39. Mpikambana 1 807 no nisoratra anarana tato.

Ireo taranja

[hanova]

Siansan'olombelona

[hanova]
  1. Voambolana: Jereo ny Wikibolana ho an'ny voambolana amin'ny teny malagasy ary teny vahiny hazavaina amin'ny teny malagasy.
    1. boky mikasikan'ny voambolana malagasy
  2. Tantara
    1. Tantara kilasy famaranana

Kajimirindra

[hanova]

Ny taranja ankehitriny misy ato amin'ny wikiboky dia azo itarina tsikelikely ka ireo ny lisitry ny taranja mikasikan'ny kajimirindra :

  1. PHP
  2. HTML
  3. Visual Basic
  4. Python
  5. C
  6. C++


Angovo

[hanova]
  1. Angovo azo avaozina