Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Fanovana
Indônezia
(fizarana)
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
== Jeôgrafia == [[Sary:Indonesia, administrative divisions - mg - monochrome.svg|342x342px|ankavanana|thumb|Ny zaratany indônezianina]] [[Sary:Indonesia 2002 CIA map.jpg|353x353px|ankavanana|thumb|Ny saritanin' i Indonezia, avy amin'ny Central Intelligence Agency.]] Ny firenen' i Indônezia dia tamba-nosy any [[Azia Atsimo Atsinanana]], eo amin' ny tamba-nosy anelanelan' ny [[Ranomasimbe Indianina]] sy ny [[Ranomasimbe Pasifika]] (Ranomasin' i Sina Atsimo). Voazara tamba-nosy maro ny tamba-nosy Indônezaianina: * Ny Nosin' i Sonde any andrefana - voazara anelanelan' ny Nosy lehiben' i Sonde any andrefana ([[Somatra]], Java, [[Bôrneô]], [[Solavesy|Solaoesy]]) ary ny nosy kelin' i Sonde, nosy kely any atsimon' i Indônezia avy any Bali hatrany Timôro * Ny [[Môlioky]] any atsinanana, ny nosiny dia i [[Halmahera]] any avaratra, i [[Seram]] eo fovoany, ary ny [[Nosy Aru]] sy ny [[nosy Tanimbar]] any atsimo. * Ny [[Papoazia]] any amin' ny farany atsinanana. I Indônezia, ankoatran' i Papoazia, dia lazaina hoe an' ny tamba-nosy mbola ngeza, dia ny ''[[Insolindia]]''. Ny nosy ngeza indrindran' i Indônezia dia i Somatra, i Bôrneô (zarainy amin' i [[Malaizia]] sy [[Broney]]), i [[Papoazia Andrefana]], ny tamba-nosin' i [[Solaoesy]] ary i [[Java]], nosy be mponina indrindra ao Indônezia (miisa 100 tapitrisa ny mponiny). Ny [[Nosy Bali]] ihany no toerana tena itsangatsanganan' ny vahiny sy ny mpitsangatsangana any Indônezia. Amin' ny nosy hafa azo soratana, azo lazaina ny Nosy Timôro sy ny [[Nosy Flores]] (nisy karazan' olona vaovao hita tany tamin' ny 2003; ny ''[[Homo floriensis]]'').
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)