Sardisy
Apparence
I Sardisy na Sarda dia tamàna tany Azia Minora tamin' ny Andro Taloha izay renivohitr' i Lidia, niorina eo amoron' ny renirano Pactole, ao amin' ny lohasahan' i Hermos, teo amin' ny toerana iorenan' ny tanàna ao Torkia atao hoe Sart. Atao hoe Σάρδεις / Sardeis izy amin' ny teny grika, amin' ny teny hebreon' ny Baiboly izy dia atao hoe ספרד / Sfarad (niavian' ny anarana hoe Sefarada).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna misy ireo fiangonana fiton' ny Apôkalipsy: