Aller au contenu

Rostock

Avy amin'i Wikipedia

54°05′N 12°09′E / 54.083°N 12.150°E / 54.083; 12.150

Rostock
Velarantany 181,36 km2
Isam-ponina 209,920 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Eva-Maria Kröger
Firenena  Alemaina
Faritany NC
Faritra NC
Rostock

I Rostock dia tanàna any Alemaina, ary ny ranomasina Baltika. Ny tanàna no misy ao amin'ny  Mecklenburg-Vorpommern. Misy, 209.920 ny olona velona.

Klioba Baolina Kitra

[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]