Aller au contenu

Vondro-nosy Indôneziana

Avy amin'i Wikipedia
Ny Vondro-nosin' i Indônezia

Ny Tamba-nosin' i Indônezia na Vondro-nosin' i Indônezia, izay fantatra ihany koa amin' ny hoe Nosantara (Nusantara), dia nosy maro mandrafitra ny firenena indôneziana na ny vondrona ara-jeôgrafia maro misy ny nosy rehetra ao aminy. I Indônezia no fanjakana lehibe indrindra eran-tany foronim-bondro-nosy, manomboka any Sumatra any Azia ka hatrany amin' ny faritra andrefana amin' i Ginea Vaovao any Ôseania. Amin' ny teny indôneziana dia atao hoe Kepulauan Indonesia io vondro-nosy io. Misy nosy 17 000 any ho any i Indônezia ka ny 922 amin' ireo onenan' olona maharitra.

Ny nosy lehibe

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]