Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Mangosta
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Mongoose collection.png|vignette|Fanangonan-tsarina mangosta - ambony ankavia: Suricata suricatta; ambony ankavanana: Cynictis penicillata; ambany ankavia: Galerella sanguinea; ambany ankavanana: Herpestes edwardsii]] Ny '''mangosta''' dia biby mampinono kely mpihinan-kena ao amin' ny fianakaviana ''Herpestidae''. Ity fianakaviana ity dia mizara zana-pianakaviana roa, dia ny '''''Herpestinae''''' sy ny '''''Mungotinae'''''. Ny ''Herpestinae'' dia ahitana karazana 23 izay teratany any amin' ny faritra atsimo amin' i Eorôpa, aty Afrika ary any Azia, fa ny ''Mungotinae'' kosa dia ahitana karazana 11 avy aty Afrika. Ny ''Herpestidae'' dia nipoitra teo amin' ny 21,8 ± 3,6 tapitrisa taona lasa izay tany amin' ny Ampahany avoalohany amin' ny vanim-potoana Miôsena ary nizara ho taranaka roa lehibe teo anelanelan'ny 19,1 sy 18,5 ± 3,5 tapitrisa taona lasa izay. Ny mangosta dia mpihinana [[bibikely]], [[foza]], kankan-tany, [[androngo]], biby mpikiky ary biby madinika hafa. Tsy misalasala mihinana [[atody]], fatim-biby ary [[voankazo]] indraindray izy ireo.
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Mangosta
: Liens de site, Description : mg