Aller au contenu

Ony

Avy amin'i Wikipedia
Fivarinan' ny ony tsiribihina an-dranomasina

Ny ony dia korian-drano mivarina any an-dranomasina. Indreto ny ony folo lava indrindra eran-tany:

  1. Nily (anelanelan' ny 6 499 sy 6 718 km)
  2. Amazôna (anelanelan' ny 6 259 et 6 800 km),
  3. Yangtse (Chang Jiang) (6 380 km)
  4. Mississippi-Missouri (6 210 km),
  5. Ienissei-Angara (5 550 km)
  6. Huang He (fleuve jaune) (5 464 km)
  7. Ob-Irtych (Rosia) (5 410 km)
  8. Congo (anelanelan' ny 4 380 km 4 670 km)
  9. Amour (4 354 km)
  10. Mekong (anelanelan' ny 4 350 sy 4 909 km)
  11. Niger (4180 km)
  12. Volga (3 690 km)
  13. Danuba (2 852 km)
  14. Zambezi (2.574 km)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha